|
|
|
|
Aujourd'hui sont déjà 1 visiteurs (1 hits) Ici!
|
|
Ny olombelona rehetra dia manam-pitiavana avokoa. Ho anao hanome tsiny ny hafa ve ianao raha toa ka mivarilavo izy manoloana izany.marina tokoa tsy misy tsy diso izay mandia ny tany, fa izay mivarilavo no adala!!!
aza avela ho very izy fa avoty sy toroy hevitra
mety mijangajanga izy, aza ihomezana
mety mpamono vady izy toroy hevitra
mety tsy mahita izay anjara izy toroy lalana
|
|